CORONAVIRUS 45 ny tranga vaovao androany

45 indray no isan’ny tranga vaovao androany, araka ny fampitam-baovao ofisialy. Tamin’ny fitiliana miisa 390, izay nataon’ny Institut Pasteur de Madagascar (IPM) sy ny Centre d’Infectilogie Charles Mérieux (CICM) no nahazoana io isa io. Miisa 371, araka izany ny tontalin’ny voa ity valanaretina coronavirus ity hatrizay, teto amintsika.

DOSSIER : SANTE PUBLIQUE Madagascar n’est jamais à l’abri des épidémies chaque année

Alors que la rougeole et la peste ont fait parler d’elles l’année dernière en faisant bon nombre de victimes, enfants et adultes, cette année a mal commencé par les épidémies du paludisme et de la dengue ainsi que la pandémie du Covid-19. Madagascar n’a jamais été à l’abri des épidémies des maladies infectieuses, virales et transmissibles chaque année et le pays traverse actuellement une crise sanitaire.

TETIKASA PROPFR – FARITRA BOENY Nanolotra fitaovana hanasana tanana hiadiana amin’ny covid-19

Ho fandraisana anjara amin’ny ady amin’ny fiparitahan’ny valan’aretina COVID-19 ao amin’ny faritra Boeny, dia nanolotra fitoeran-drano hanasan-tànana sy savony, “gels hydroalcooliques, essuie-tout, pulvérisateurs”, arovava, “combinaisons”, ny avy ao amin’ny Sampan-draharaham-paritry ny Fanajariana ny Tany sy ny Asa Vaventy, ny Talata 19 May, tao amin’ny efitrano fivorian’ny Foibem-paritra eny amin’ny Bord de la mer Mahajanga.