Ankoatra ny tsy fisian’ny fampiasana ny « gel » voatokana anasana tanana intsony any anatin’ny ankamaroan’ireo taksibe miasa eto an-drenivohitra, tsy misalasala intsony ihany koa ireo saofera sy resevera mampiasa ny « seza volamena » na ilay seza natao ipetrahana eo afovoany.
Jour : 20 mai 2020
HAFARI MALAGASY Hampiroborobo ny fitsaboana nentim-paharazana amin’ny alalan’ny zava-maniry
Hampiroborobo ny fitsaboana nentim-paharazana amin’ny alalan’ny fampiasana ny zava-maniry ny Fikambanana Hafari Malagasy miaraka amin’ilay mpitsabo nentim-paharazana “Tradipraticien” Rakotondranaivo Jean Pierre.
FANOMANANA NY 26 JONA 2020 Efa amperiny, hanaraka ireo fepetra ara-pahasalamana
Ny alarobia 13 may dila teo no efa nanomboka ny fivoriana, tetsy amin’ny minisiteran’ny fiarovam-pirenena, Ampahibe, mikasika ny fanomanana ny fankalazana ny fetim-pirenena malagasy. Nandray anjara tamin’izany ireo solontena avy amin’ny minisitera rehetra misy eto amintsika, izay mandrafitra ny komity mpanomana.
MARCHE D’ANDRAVOAHANGY Aucun étalage des produits n’a été autorisé
Très tôt ce matin, les forces de l’ordre, accompagnés des éléments de la police municipale, ont quadrillé les quatre coins du marché d’Andravoahangy pour empêcher tous les marchands d’étaler leurs produits et aussi d’ouvrir tous les boutiques, grossistes ou détaillants, ainsi que les quincailleries.
Les retraités sont-ils volontairement sacrifiés ?
Comme chaque mois, depuis lundi a commencé la période de paiement de la pension de retraite pour les anciens fonctionnaires qui en bénéficient après de longues années de bons et loyaux services auprès de l’Etat.