AÏD-EL FITR

Pour la Grande Ile, la fête de l’Aïd-el Fitr qui marque la fin d’un mois de jeûnes pour les musulmans a été célébrée dimanche dernier. Rappelons effectivement que le jour de la fin du ramadan est marqué par l’observation de la lune.

CCO AO BOENY Hentitra amin’ny tsy hiparitahan’ny covid-19, tsy maintsy manao arovava ny rehetra

Hiditra amin’ny fanasaziana ny mpitandro ny filaminana…! Manoloana ny fivoaran’ny valan’aretina COVID-19 sy ny fitombon’ny isan’ireo olona voan’izy io eto Madagasikara, dia nandray fanapahan-kevitra hentitra ireo tompon’andraikitra ara-pahasalamana sy ireo manampahefana ao amin’ny CCO Boeny nandritra ny fivorian’izy ireo, ny zoma 22 May teo, izay notarihin’ny Lehiben’ny faritra Boeny mpisolotoerana Atoa Bazezy Vanombe Clavelah.