Le chef de cabinet de la présidence de Madagascar et son associé ont été inculpés d’infractions de corruption à la suite d’une opération de la National Crime Agency (NCA).
Jour : 14 août 2023
FAKON’ANTANANARIVO… Lasa fitaovana politika ve ?
Hafa kely ireo mpanao politika Malagasy eto amintsika rey Olona a ! Raha toa ka ny fikatsahana izay hampandroso ny firenena sy ny hampiadam-pinaritra ireo Vahoaka monina ao aminy no tanjon’ny fanaovana politika ho an’ny firenena hafa dia ny mifanohitra amin’izany ny an’ireo mpanao politika teratany malagasy.