Ny volana Oktobra ho avy izao no ho vita tanteraka ny asa fanorenana ny « Tempoly Xizu » eny Andranovelona. Tsiahivina fa ny taona 2019 no nanomboka ny asa fanorenana ireo foto-drafitr’asa eny Andranovelona izay iantsorohan’ireo mpiasa malagasy miisa manodidina ny 700 lahy. Moines mpitoka-monina miisa 60 ankehitriny no efa monina eny Andranovelona, Kaominina Fihaonana, distrikan’Ankazobe.
Jour : 22 août 2023
« MAKOTO SCHOOL » Hamolavolana ho « Olom-banona »
Ny hampiara-dalana hatrany ny lafiny fanabeazana sy ny fampianarana ahafahana mamolavola taranaka malagasy « vanona » ho afaka miatrika ny hoaviny hamiratra tsy anatin’ny tahotra sy ahiahy noho izy ireo efa mahalala ny andraikitra sy ny adidy miandry azy. Io no antom-pisian’ny « Makoto school » miorina etsy Analamahitsy.
COMMISSION ECONOMIQUE POUR L’AFRIQUE L’Afrique doit valoriser ses ressources minérales pour le développement durable et la transition énergétique
L’Afrique doit exploiter ses vastes réserves minérales pour stimuler la transformation économique et accélérer le développement durable mais avant tout résoudre son manque en énergies, a exhorté le Secrétaire exécutif par intérim de la Commission économique pour l’Afrique, Antonio Pedro, soulignant que le continent est bien placé pour être le fer de lance de la transition énergétique propre.