Tarika « Baobab », ivondronan’ireo mpitendry sy mpihira efa samy manana ny maha izy azy avokoa eo amin’ny taranja mozika. Mampiavaka azy ireo ny fanandratana hatrany ny hakanton’ny sanganasan’ireo mpanakanto Malagasy sy Vahinin’ ny taona 60-70-80 sns. Mandia ny faha-05 taona niantseharany ankehitriny ny tarika.
Jour : 26 août 2023
POLITIKA Handray Anjara amin’ ny fifidianana Filoha Rajaonarimampianina Hery
« Henoko ny antsoantsonao ry malagasy. Henoko ny fangatahanareo Malagasy. Latsaka an-katerena ary mila fanavotana ny Firenena. Izany no hijoroako androany ary hanambarako amin’ny fomba ofisialy ny maha kandida ahy amin’ny fifidianana filoham-pirenena. »
Malédiction !
Des morts et des blessés. Vazaha continue les couacs pour 2023. Et c’était lors de l’ouverture des JIOI à Mahamasina que l’incident s’était déroulé.