Envie de devenir un chasseur de bonus de casino chevronné ? Profitez au maximum des promotions des sites de jeux d’argent en ligne en suivant nos conseils.
Jour : 23 novembre 2023
Nodimandry Maman Perla tao amin’ny Hetsika Mai 72
Nodimandry ny talata 21 novambra 2023 i Zokibe Razafimpanja Perle. Mpitolona tamin’ny Mai 1972 teto Antananarivo. Efa mpianatra teny Ankatso izy tamin’izany. Nodimandry ny talata 21 novambra 2023 i Zokibe Razafimpanja Perle. Mpitolona tamin’ny Mai 1972 teto Antananarivo. Efa mpianatra teny Ankatso izy tamin’izany. Anisany nanangana ny Hetsika Mai 72 izy, izay namondrona ireo mpandray anjara tamin’ny Mai 1972. Vehivavy nafàna fo sy nandray andraikitra hatrany izy.
GROUPE « NY FITIA » Miangaly ny « Mozika evenjelika Sihanaka »
Hanamarika ny faha-05 taona nijoroany, amin’ny taona 2024 hiditra io ny Groupe « Ny fitia ». Tarihan’i Fanokely. Ity farany izay efa manana traikefa sy haizatra matanjaka eo amin’ny lafiny fitendrena zavamaneno (Gitara maranim-peo) sy ny famoronana tononkira ombam-peony noho izy efa nilona an-taonany maro tao anatin’ny habaky ny mozika.
FIKAMBANANA « FZMMRA » Amperinasa tanteraka
Fikambanan’ny Zanadrano Mpitsabo Mpikaroka Raokandro malagasy Atsimondrano. Io no fanalavana ny fikambanana « FZMMRA ». Ity farany izay misahana sy misehatra manokana ny fiarovana sy ny fikarakarana ireo vakoka malagasy toy ny Doany, ny sehatry ny fitsaboana nentim-paharazana manerana ny Nosy.
Chasse organisée !
Le montage à Andohan’i Mandroseza, avec des morts est une démonstration du retour de Baomba au pouvoir. Tout est mystérieux mais c’est une révélation d’un fait divers à caractère politique. Les découvertes de quelques documents et les armes pourraient laisser entendre qu’il y ait un montage.
JHONNA AUGUSTIN « Mila manana fanetretena sy fahavononana ny mpanao politika »
Anisan’ny lesoka be amin’ny fanaovana politika eto Madagasikara ny tsy fananan’ireo mpisehatra amin’izany ny fanetretena, hoy i Jhonna Augustin, olom-pirenena tsotra manaraka akaiky ny raharaham-pirenena.