Niverina nihamaro tao anatin’ny iray volana ny lahatsoratra tao amin’ny gazety malagasy maneho fitakiana ny fitsaharan’ny fampiatoana ny asan’ny tetik’asa Base Toliara. Rehefa mamaky am-pitandremana azy ireo anefa dia mahita fa tena ilaina ny fanazavana fanampiny.
Jour : 23 juillet 2024
A-t-on dit aux jeunes et à tous les citoyens toute la vérité concernant les négociations récentes et en cours autour du projet Base Toliara ?
Les articles de la presse malgache, rapportant des revendications de levée de la suspension des activités du projet Base Toliara, ont repris à un rythme accéléré depuis un mois. Cependant, leur lecture attentive nécessite des clarifications supplémentaires indispensables.
MOZIKA RAP Miala any ny seho goavana
Raha toa ka nangina ny fiakarana an-tsehatra ho an’ireo mpiangaly ny mozika rap teto an-tanàna. Ho ambohipihaonan’ireo mpanakanto Zokiny nivoy sy mivoy ary mbola hivoy ny rap sy ireo Mpankafy, ny etsy amin’ny sehatra maitso Analamahitsy, ny tolakandron’ny Alahady 28 jolay ho avy izao.
« ALAHASATIBE 2024 » Homarihana any Ankaratra
Taorian’ny fankalazana ny Alahamadibe dia hiroso amin’ny fanamarihana ny Alahasatibe ny vondrona « Tsy mamorona fa mamelo-maso ». Ny 04 aogositra hatramin’ny 09 Aogositra no hanatanterahana izany any Ankaratra.