Ce Communiqué offre une inspiration du respect des droits humains à Madagascar, et les arrestations arbitraires à l’exemple de Tsiazonaly.
Jour : 3 septembre 2024
« MAMIKO AMBOHIMANGAKELY » Mijoro ho fanoitran’ny fampandrosoana…
Ny fahatsapana fa misy ny « Vanona fa tsy vonona » ary ny « Vonona fa tsy vanona » eo anivon’ny Kaominina Ambohimangakely, no nanosika an-dRamose « Tsila » Rakotondratsimba Fenomanana Tsilavina Luc, nanangana ny « Mamiko Ambohimangakely ». Ity farany izay hivondronan’ireo rehetra resy lahatra fa Kaominina manana ny hasiny ary afaka harenina mba hizotra ho amin’ny tena fampandrosoana ireo fokontany miisa valo ambinifolo mandrafitra azy…