C’est le nombre disons à peu près des partis politiques à Madagascar. C’est beaucoup quand même quand on compare aux autres pays. Les États-Unis deux, et ça ne dépasse pas les doigts d’une main dans plusieurs pays. Bon ! Comment on va gérer les 180 partis politiques malgaches ?
Jour : 15 janvier 2026
"ANTSON'NY TONTOLO MIAINA" ANDIANY FAHATELO : Ny sabotsy ho avy izao no fotoana eny Ankorondrano
Fanja R., Kiady Ratovoson, Iandry Randriamandroso, Jessica Solomon, Johary Ravaloson, Joan Razafimaharo, Miangaly Elia, Noely Ratsimiebo sy Rado Ramilison ary Sham’Archi. Ireo indray no mpanatalenta miisa folo handravaka ny “Antson’ny Tontolo Miaina” andiany fahatelo, amin’ity taona 2026 ity, eny amin’ny “Hangar Zone Zital” Ankorondrano.
