Décidément, c’est du délire. Si c’est pour arrêter le Roi Rajoelina ; oui, d’accord. Mais si c’est pour continuer la colonisation, non. Mon Colonel, ne rentrez pas dans des accords coloniaux que le pays a subi depuis. La France n’a entraîné que la pauvreté extrême au niveau du Peuple malgache.
Jour : 23 février 2026
TONTOLON’NY ZAITRA : Henjana ny fifaninanana, mitaky fahaiza-manao sy fahamatorana
Tsy nisalasala i Ramatoa Rafiononantsoa Tolotriniaina Domoina. Tompony sady mpitantana ny « Zarasoa confection » etsy Andrefanambohijanahary ambonin’ny Jirama nanambara fa : «Henjana ny fifaninanana misy eo amin’ireo samy mpisehatra amin’ny fanjairana sy ny fanaovana ny « sérigraphie » ankehitriny »…
MPIVAROTRA ENY ANDRAVOAHANGY : Misy manorina trano vy eo amin’ny “Esplanades”
Nanomboka ny fe-potoana nitondran’ny Ben’ny tanànan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra, Razanamasy Guy Willy, no nivarotra tamin’ny hazo talatalana ireo mpivarotra eny amin’ny “Esplanade A” sy “Esplanade B” Andravoahangy. Hatramin’izao dia mbola izay hatrany no iainan’izy ireo.
TRANO PRINTY LOTERANA MALAGASY : Mandalo fotoan-tsarotra ireo mpiasa
Velon-taraina amin’izao fotoana izao, ireo mpiasan’ny Trano Printy Loterana Malagasy (TPFLM) izay miisa 40 mianadahy, eny Antaninarenina. Antony dia noho ny tsy fahalavorarian’ny resaka fandoavana karama.
