RADERANIRINA SENDRISON D. – ANTOKO FY-M : “Ny tsy fanarahan-dalana sy ny kolikoly no tsy mampandroso ny Firenena”…

Raderanirina Sendrison Daniela

“Nofy sy fampandriana adrisa ny hisian’ny fandrosoan’i Madagasikara raha mbola ny tsy fanarahan-dalana sy ny fanaovana kolikoly no toy ny rivotra iainana eto amintsika” hoy Raderanirina Sendrison Daniela. Ity farany izay filoha mpanorina ny Antoko Fy-M na ny “Fandrosoa Faritsy Iaby ho an’i Madagasikara”. Nomarihany hatrany fa tsy ny Vahoaka ihany no tokony hanara-dalana sy hiala amin’ny fanaovana kolikoly fa eo indrindra koa ireo Mpitondra.

Jeunesse !

Gen Z Madagascar

L’avenir appartient aux Jeunes, et le présent n’est qu’un temps de relai entre le passé et le futur. Cette vision personnelle explique notre actuel, nos raisons de vivre, d’être. Personne n’est éternel, et chacun donne son empreinte sur le présent. Bonne ou mauvaise, le Bien ou le Mal, qu’importe, l’Histoire en dirait plus sur ses jugements. Qu’as-tu fait sur cette Terre bénie des Dieux ?