ENGA ANIE NY MALAGASY ANKEHITRINY TSY HAMADIKA IREO MARITIORA TAMIN’NY TOLONA HO AN’NY FAHALEOVANTENA

Manoloana ny fiantsoana tolo-kevitra nateraky ny fifampidinihana nasionaly (concertation nationale) efa antomotra eto Madagasikara, dia nanapa-kevitra ny fivoriamben’ny Fikambanana TANY miaro ny tany malagasy na Collectif TANY – ny 29 marsa 2026, fa hizara lohahevitra telo izay heveriny ho fototra irosoana amin’ny tena fahaleovantenan’ny firenena.

PDF Loading...

Vous aimerez aussi