Filoha mpitarika ary nitana ny hery sy ny fanahin’ny antoko MFM hatramin’ny farany ilay zokibe.
Mipetraka eo amin’ny tantaran’ny firenena ny anarany, anarana tsy mitsanga-menatra, manana ny lanjany, manana ny maha izy azy.
Miondrika am-panajana manoloana ny vata mangatsiakany ny tenanay. Feno alahelo ny fo kanefa be ny hanatra napetrany ka tsy maintsy ho tanterahana ho endriky ny fankasitrahana ho azy ilay tolona farany niatrehany ary izay niarahana.
Veloma zoky Vévé… veloma any amin’ireo raiamandreny efa niandoha lalana, hisy hitondra avo hatrany ny faneva mena sy mainty na aiza na aiza !
Mankahery sy miara miory amin’ny ny fianakavian’i Tompokolahy ny tenanay.

Pour mieux vous servir, l’AMP travaillera dans le respect de tout un chacun, dans la réalité des actualités et de ce qui nous entoure. L’objectivité sera notre mot d’ordre.