« Henoko ny antsoantsonao ry malagasy.
Henoko ny fangatahanareo Malagasy.
Latsaka an-katerena ary mila fanavotana ny Firenena.
Izany no hijoroako androany ary hanambarako amin’ny fomba ofisialy ny maha kandida ahy amin’ny fifidianana filoham-pirenena. »
Pour mieux vous servir, l’AMP travaillera dans le respect de tout un chacun, dans la réalité des actualités et de ce qui nous entoure. L’objectivité sera notre mot d’ordre.