Navoitra tamin’ny fanambaran’ny CollecƟf TANY farany ny fiandrandran’ny maro an’isa ny hanatanterahan’ny mpitondra fanjakàna vaovao marina ny fanambaran’Andriamatoa Ministry ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany taminy faha-30 oktobra 2025 fa ho averina amin’ny mponina any ifotony ny taniny, indrindra fa ireo any amin’ny nosy kely any avaratr’i Madagasikara izay voatonona manokana. Marina fa vao iray volana izay no lasa. Aleo anefa miresaka sy misoroka mialoha izay tsapa fa manahirana. Misy mitanisa ho anisan’ny sakana amin’izany ny RFT (Réserve Foncière Touristique) sy ny Banky Iraisam-pirenena (Banque Mondiale). Ka ndao halalinina be be kokoa.

Pour mieux vous servir, l’AMP travaillera dans le respect de tout un chacun, dans la réalité des actualités et de ce qui nous entoure. L’objectivité sera notre mot d’ordre.

