VONDRON’NY MPANAKANTO Tsy mankasitraka ny herisetra ataon’ireo mpitandro ny filaminana

Tsy manaiky ny fampiasan-kery natao tamin’ny vahoaka tanam-polo maneho hevitra ny vondron’ny mpanakanto, araka ny fanambarana navoakan’izy ireo androany. Tsy mankasitraka ny herisetra ataon’ireo mpitandro ny filaminana ary miantso ny foloalindahy mba hiaro ny vahoaka izy ireo.

Vous aimerez aussi