Le samedi 26 avril, le Musée de la Photo a accueilli l’historienne de l’art Mathilde Desvages dans le cadre de son rendez-vous mensuel Café-histoire. Sa conférence a porté sur la modernité architecturale à Madagascar au XXᵉ siècle, en lien avec les grands mouvements artistiques, sociaux et techniques apparus dès la fin du XIXᵉ siècle…
Jour : 30 avril 2025
KOMITY MANERAN-TANIN’NY VEHIVAVY MPANDRAHARAHA MPITANTANA ORINASA : Nanehoana traikefa sy ny fahaiza-manao ny fihaonana
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, teny amin’ny Novotel Alarobia, ny talata 29 aprily 2025, ny telo andron’ny fihaonan’ny Komity Maneran-tanin’nyVehivavy mpandraharaha mpitantana Orinasa na ny “Comité Mondial des Femmes Chefs Entreprises”, raha ny alatsinainy 28 aprily 2025 no nanombohana izany…
FIANGONANA VAVAKA SY FANAFAHANA : Eny Ambohitrombihavana indray ny « Vavaka Tendrombohitra lehibe »
Ny andron’ny 1 may 2025 dia hanatanteraka ny « Vavaka Tendrombohitra lehibe » eny Ambohimangakely Ambohitrombihavana, ny Fiangonana Vavaka sy Fanafahana izay miaraka amin’i Pasitera Rabemananony Fidisoa sy ny Pasitera Noro Lucie…
FOKONTANY AMBOHIBARY AMPITATAFIKA : Nitokana EPP vaovao
EPP fahaenina naorin’ny kaominina Ampitatafika no fotodrafitrasa vaovao notokanan’ny ben’ny tanànan’ny kaominina Ampitatafika, Ramparaoelina Rado sy ireo mpiara-miasa aminy ary ny filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena, Andriamananoro Augustin, izay ray mpiahy izany, ny alatsinainy 28 aprily 2025…
Travail !
La fête du Travail, le 1er Mai, est le symbole de la lutte ouvrière dans le monde. Les syndicats se mobilisent pour démontrer leur force et leur existence par des défilés et des déclarations, notamment des doléances sur leurs conditions de travail, leurs salaires et leurs avantages par rapport aux droits.
COLLECTIF TANY : Les points de vigilance majeurs après le sommet de la COI à Antananarivo
Réunis à Antananarivo le 24 avril 2025, les cinq chefs d’État de la Commission de l’Océan Indien (COI) ont lancé de nouvelles pistes de coopération régionale autour de la sécurité et de la souveraineté alimentaire. Mais derrière les discours officiels, plusieurs décisions prises lors de ce Ve sommet soulèvent des inquiétudes…