L’actualité en vidéo

Itw ApoGENIIES Sabrina Lukacs et Tsila Andrian

Inona tsara ny atao hoe ApoGENIEES sy GENIIES? Amin'izao reabe ami'ny fifidianana ny ho filoham-pireneena izao any Madagasikara dia nitondra ny fanazavany ny mpandray anjara anankiroa ao amin'ny ApoGENNIES : ...Rtoa Sabrina Lukacs sy Atoa Tsila Andrianina.
Fandaharana nandeha tamin'ny alahady 9 jolay 2023 ary mbola azonao henoina eo amin'ny http://www.gasikarts.com
Ny fandaharana Gasik'Arts dia isaky ny alahady manomboka amin'ny 12ora ka hatramin'ny 2 ora antoandro, mivantana avy any Toulouse.
92.2 FM Toulouse
http://www.gasikarts.com
[+] Show More
1 of 8