Ny fampahafantarana tamin’ny fomba ofisialy, ny kodiaran-droa elektrika “Yadea Madagascar”, izay vokarin’ny orinasa eny Ankazomanga atsimo, no ranty notontosaina teny Ambohijatovo, ny alatsinainy 28 aprily 2025. Ity kodiaran-droa elektrika ity no novokarina mba ho fampihenana ny fampiasana solika sy ny solika mavesatra izay mandoto ny tontolo iainana…
Jour : 1 mai 2025
“ANDRO MANERAN-TANY HO AN’NY ASA SOSIALY” : Nomarihan’ny Sekoly Ambony “ESDES” tamin’ny tolotra fanampiana
Asa sosialy maro sosona no nanamarihan’ny Sekoly Ambony “Ecole Superieure de Développement Economique et Social” na ny (ESDES) ny “Andro maneran-tany ho an’ny asa sosialy” izay hankalazaina isaky ny 18 martsa. Teo aloha ny famelabelaran-kevitra narahina adihevitra momba ny asa sosialy eto Madagasikara izay niarahan’ity Sekoly Ambony ity tamin’ny Profesora Rakoto David Olivaniaina, ny Dr Rakotondrainibe Andry, Mr Tiavina Ranaivo izay avy ao amin’ny “FID” sy ny avy ao amin’ny “Unesco” ary ny avy ao amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra.
ARRESTATIONS ARBITRAIRES À TOLIARA : La société civile réclame justice pour les innocents et la fin de l’impunité des forces de l’ordre
À la suite des tensions liées au projet Base Toliara, plusieurs citoyens ont été arrêtés loin des lieux des affrontements, sans motif valable, et soumis à des actes de violence et de torture. Des organisations de la société civile dénoncent des violations graves des droits humains et exigent des enquêtes impartiales, la libération immédiate des détenus et la fin de l’impunité pour les auteurs de mauvais traitements.
FIANGONANA HEBREO NOTSRYM – 15 TAONA : Nandalo sedra mafy fa mijoro sy miroborobo hatrany
Mandia ny faha dimby ambiny folo taona nijoroany ankehitriny ny Fiangonana Hbereo notsrym eto Madagasikara. Nomarihan’i Shalar Andriamady Rija, mpitarika ny Fiangonana Hebreo notsrym fa mafy ny namakiana lay ny dimy taona voalohany ho azy ireo…