“FESTIVAL DU CAMELEON” ANDIANY VOALOHANY : Any Amboasary Atsimo ny 13 ka hatramin’ny 15 jona 2025

Taorian’ny fikaon-doham-paritra notontosaina, tany Faradofay, ny taona 2021 dia nahatsapa ny fitondram-panjakana fa anisan’ireo faritra tara eo amin’ny lafiny fampandrosoana ny any Anosy sy any Androy. Antony nitadiavan’izy ireo vahaolana mba ho paikady entina hanoloran-tanana ireo faritra ireo. Ankoatry ny fitondram-panjakana dia nitondra anjara biriky eo amin’izay lafiny fampandrosoana ny faritra Anosy sy Androy izay ihany koa ireo orinasa sy fikambanana ary “ONG” maro samihafa eto Madagasikara.

MPANJIFA “MVOLA” : 15 tapitrisa ny isan’izy ireo tao anatin’ny 15 taona nisiany

Nandritry ny 15 taona (2010-2025) nisian’ny “MVola” teto Madagasikara dia efa mahatratra 15 tapitrisa ihany koa amin’izao fotoana izao ny mpanjifan’ity orinasa mikirakira ny vola nomerika eto amintsika ity. Ireo mpanjifa ireo izay miparitaka manerana ireo tanàn-dehibe sy ambanivohitra. Efa zo fototry ny tsirairay ny fisitrahana ny tolotra ara-bola nomerika ka mbola notohizan’ny “MVola” ihany izany hatramin’izao.

MADAGASCAR : La lutte pour la souveraineté foncière continue

Madagascar est une Grande île de 587.000 km2, dont la surface est équivalente à celle de la France et du Benelux réunis. Le pays est riche en biodiversité, son sous-sol recèle des minerais précieux et semi-précieux très variés. Pourtant, la vision des dirigeants successifs et les politiques publiques appliquées aggravent la pauvreté de la population de 28 millions d’habitant·es. Madagascar est classée actuellement à la 3è place après la Syrie et le Soudan du Sud « dans les Etats possédant les taux de pauvreté les plus élevés du monde »

CRAAD-OI : Taratasy misokatra ho an’ny solombavambahoakan’i Madagasikara

« Tsapa tao anatin’ny volana maromaro teo amin’ny haino vaky jery, fa mandefa fanambarana tsy ankijanona ireo manam-pahefana sy olom-boafidy maro, na avy ao amin’ny faritra Atsimo Andrefana na avy any ivelany, hatrany amin’ny masoivohon’i Madagasikara any Etazonia, izay efa hita taratra fa niova soratra ho mpanera sy mpidera ny orinasa amerikana Energy Fuels Inc. mba hahafahan’ity farany mitrandraka  ilmenite, rutile, zircon ary monazite ao amin’ny tetikasa Base Toliara. »

Paix !

L’appel de Paix à tous les peuples du nouveau pape Léon XIV sera-t-il suivi à Madagascar ? C’est la question qui se pose dans le contexte actuel. Il est vrai que le pays n’est pas en guerre, mais le Roi est en conflit perpétuel avec ses opposants, n’offrant pas un havre de paix, mais une soif d’ogre de pouvoir dictatorial.