Ny 12 ka hatramin’ny 20 jolay 2025 no hotanterahana any Sainte Marie, ny andiany fahavalo, amin’ny fanamarihana ny fandalovan’ny trozona na ny “Festival des Baleines” eto Madagasikara. Hetsika izay entina hampahafantarana ny sehatry kolontsaina malagasy, ireo kanto nentim-paharazana sy ny zava-kanto miaina amin’izao tontolo izao, hanomezana ihany koa ny lanja ny tontolo iainana, ny fizahan-tany sy ny fihariana ary ny toekarena.
Jour : 19 mai 2025
TARIKA SOLIKA : Hihira ho an’ireo Reny
Ny Alahady 25 Mey 2025, amin’ny telo ora ora tolakandro, etsy amin’ny CCESCA Antanimena, no hian-tsehatra ny tarika Solika. Fampisehoana tafiditra ho amin’ny fankalazana ny fetin’ny reny. « Fetin’ny Reny mampiray hina » no lohahevitra entin’ny Tarika Solika sy ny avy eo anivon’ny FJKM Ambohibe Ilafy Fitahiana mpikarakara noho ny Reny fototry ny teny hoe : « Firenena » ny fampisehoana.
Mensonges !
Les explications royales pour convaincre la population sur Base Toliara ne sont que des mensonges. Il fallait écouter les vrais scientifiques sur la mise en compatibilité de ce projet, dont tout est négatif. Donc, il ne faut pas mentir sur les résultats des recherches car c’est un danger pour l’Environnement…