BASE TOLIARA : « Aza fahanana lainga ny vahoaka Malagasy ary arovy ny zony hiaina am-pahamendrehana ao anaty fahalemana amin’ny lafiny rehetra »

Base Toliara

« Taorian’ny kabary nataon’ny Filoha Andry Rajoelina tamin’ny 4 mai 2025 sy ny fidinany tany amin’ny distrikan’ny Toliara I sy II tamin’ny 17 mai 2025, dia tsy mitsahatra manely vaovao tsy marina ary manao fandresen-dahatra feno fitaka sy lainga tsara lahatra amin’ny fomba rehetra ireo mpomba ny tetikasa Base Toliara. »

L’Europe !

Drapeaux Union Européenne

Des soutiens financiers mais des détournements. Des résultats négatifs. Qu’est ce que l’Union européenne a apporté pour la population ? La pauvreté et la mauvaise gouvernance. C’est pourquoi l’ancienne Représentante, Isabelle Delattre, qui a dénoncé les malversations, a été mise dehors par le Roi, l’année dernière.