KAOPERATIVA SILOAMA : Manasongadina ny fiompiana trondro eny Ambatolampy Tsimahafotsy

Kaoperativa SILOAMA

Anisan’ireo mandray anjara amin’ilay “Tsenaben’ny hazandrano” na ny “Foires des produits halieutiques” andiany fahadimy izay tontosaina eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny kaoperativa Sehatra Iombonana LOharano Anovozana MAmy na ny SILOAMA. Ity kaoperativa ity izay hikambanan’ireo fikambanana mpiompy trondro miisa 180 any amin’ny kaominina Ambatolampy Tsimahafotsy…

TSENABEN’NY HAZANDRANO : Anisan’ireo mpandray anjara ny mpanjono sy mpanodina vokatra avy any Belo sur Tsiribihina sy Belo sur Mer

TSENABEN'NY HAZANDRANO

Ny hampifanakaikezana ny mpamokatra sy ny mpivarotra ary ny mpivarotra sy ny mpanjifa no anisany tanjona amin’ilay “Foires des produits halieutiques” na ny Tsenaben’ny hazandrano izay tanterahana eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Ity andiany fahadimy ity izay natokana ho amin’ny fampiakarana ny tahan’ny fanjifana sy ny fihinanana hazandrano na trondro eto amintsika. Izy io izay fantatra fa mbola ambany amin’izao fotoana izao raha mihoatra amin’ny Firenena hafa.

ANTOKO TIM ANDOHARANOFOTSY : Velona ary manohy ireo asa fampandrosoana

Raharimanana Fanja

Velona ary manohy miasa hatrany ny Antoko Tiako i Madagasikara etsy Andoharanofotsy, hoy ny filohan’ny Com TIM Andoharanofotsy Raharimanana Fanja. « Tsy natao hahakivy ny tsy fahombiazana tamin’ny fandraisana anjara teo amin’ny niatrehana ny fifidianana ben’ny tanana farany teo fa nakana lesona ho fanitsiana ny dia ho amin’ny fiatrehana ny ho avy izany », hoy, hatrany izy.

Oubli !

Paludisme à Ikongo

Allons, on organise un Conseil des ministres à Fianarantsoa, mais on ne parlera pas un mot de Ikongo. Oui, ce n’est pas le moment pour ce district qui n’a pas voté intégralement pour le Roi, et laissez les populations mourir du paludisme. Et nous avons déjà envoyé du CVO…