Misaona ny Hetsika 72, nidoam-pahoriana amin’izao fahalasan’i Zaka izao. Mpitolona mahafatra-po hatrany izy ary tsy nahafoy ny Hetsika hatramin’izao nahalasany izao. Zaka dia mpanolo-tsaina, mahiratra ary mazoto teo amin’ny tolona ho an’ny Firenena.
Jour : 24 juillet 2025
FANAMPIANA IREO MANANA OLANA ARA-TANY SY FITSARANA – AMBOHIMANGAKELY : Mijoro ny Cabinet conseil Juridique « Manampisoa »
Ny taona 2021 no nanorenan-dRandriamanampisoa Michel « Zoky Misa » ny Cabinet conseil juridique « Manampisoa ». Antom-pisiany ny fanampiana ny sokajin’olona rehetra manana olana eo amin’ny lafiny fananan-tany sy ny raharaham-pitsarana amin’ny ankapobeny…
Imbroglio aérien
On se demande si la flotte aérienne de Madagascar a projete l’achat des aéronefs. En attendant les tenants et les aboutissants, voici la version officielle de l’ACM.
Confiance ?
Nos élus locaux, députés et maires portent-ils à leurs électeurs une responsabilité morale ? En tout, ils sont les porte-voix et garants de la Démocratie. En ce moment, la population n’a plus confiance à ses élus qui, abandonnent toute action en leur faveur. Des décisions émanent d’en haut sans que les discussions passent par le Parlement. Et personne ne riposte à Tsimabazaza, et il ne faut pas compter sur Anosikely.