Anisan’ireo mandray anjara amin’ilay “Salon de l’Etudiant et de l’emploi” izay tanterahana eny amin’ny kianja Barea Mahamasina, ny 26 ka hatramin’ny 28 aogositra 2025, ny Sekoly Ambony tsy miankina mampiofana ho Tantsambo “Cefomar”. Ny fiofanana ho Tantsambo izay mbola tsy mahaliana loatra ny Malagasy ankehitriny raha oharina amin’ny any ivelany.
Jour : 27 août 2025
“SALON DE L’ÉTUDIANT ET DE L’EMPLOI” ANDIANY FAHAVALO : Hetsika hanampiana ireo tanora mpianatra
Ny “Salon des Étudiants et de l’emploi” andiany fahavalo no nosokafana tamin’ny fomba ofisialy teny amin’ny kianja Barea Mahamasina, ny 26 aogositra 2025. Ity hetsika izay hifarana ny 28 aogositra 2025 dia natao indrindra hanampiana ireo tanora mpianatra vao afaka fanadinana bakalorea farany teo eo amin’ny fitadiavana Sekoly Ambony sy Oniversite hanohizany ny fianarana.
ORINASA “MADAVISION” : Efa vonona tanteraka amin’ny fikarakarana ny “FIA” sy ny “FIG”
Ny “Foire Internationale de l’Agriculture, de l’Élevage et de la Pêche” (FIA) dia hetsika lehibe eto Madagasikara izay mampivondrona ireo mpisehatra amin’ny sehatry ny fambolena, fiompiana ary jono, mba hampiroboroboana ny fanavaozana, ny fifaneraserana ary ny fampandrosoana ireo sehatra ireo. Ny andiany faha-7 amin’ny FIA dia hatao ny 4 ka hatramin’ny 7 septambra 2025 ao amin’ny “Centre de Conférence Internationale” (CCI) Ivato.
ORINASA “TECHNI-DRONES MADAGASCAR” : Nivoaka mpandresin’ny “Prix Pierre Castel”
Nandrombaka ny andiany 2025 ny “Prix Pierre Castel” tamin’ireo kandida maherin’ny 300 isa izay nifaninana ny “Techni-drones Madagascar”. Izy izay anisan’ireo orinasa niisa 6 nosafidian’ny mpitsara avy eto an-toerana mba hamelabelatra sy hizara misimisy kokoa mikasika ny tetik’asany.
“STAR TOUR MAHAJANGA” : Nanohanana ihany koa ny reny sy ny zaza ary ny fanangonana fako plastika
Mba ho fanohanan’ny STAR, ny reny sy ny zaza, indrindra fa ny hetsika iadiana amin’ny fako plastika dia nanolotra fanomezana ireo reny tera-bao, ny orinasa, ny 13 aogositra 2025. Fanolorana fitaovana fikarakarana (Kit de naissance) sy “EAU VIVE” ho an’ireo reny tera-bao tao amin’ny “Clinique et Maternité Fanantenana”, no endrika nanehoan’ny orinasa STAR, izany tolo-tanana izany.
FOOTBALL : Les Barea en finale !
On a attendu cette qualification en finale du CHAN 2025. On l’a eue ! C’est une consécration pour le Football malgache. La finale contre le Maroc ? On espère bien la gagner. Mais déjà c’est une victoire.
Nitsangana ny FIMA, hanohitra ny tsindry hazolena eto Madagasikara
Tsy ekena intsony ny fanararaotana ny fahosan’ny mponina an’ireo mampiasa hery ahazoana tany sy manondrana harena an-kibon’ny tany any ivelany izay arovan’ny mpitondra.
FIMA !
Face aux multiples intimidations des dirigeants concernant l’accaparation forcée des terres sur le territoire national, l’association FIMA (Fikambanan’ny Masikoro Arivolahy) est mise en place. Elle a été présentée à la presse ce jour au siège de l’Otrikafo.
