Sous le thème évocateur « Les contributions multidimensionnelles du secteur privé au développement de Madagascar », la huitième édition de la Table Ronde Économique (TRE) a réuni ce mardi 11 novembre à l’Hôtel Radisson Blu Ankorondrano un parterre d’acteurs du public et du privé, malgaches comme européens. Une rencontre stratégique portée par l’Union européenne (UE), bien décidée à transformer le potentiel économique du pays en moteur durable de croissance et d’emploi.
Jour : 12 novembre 2025
Accrocs !
Veut-on saboter la Refondation ? Tout semble à croire que des actes négatifs pour le développement se propagent un peu partout. C’est quoi ça ? Nous ne voulons pas aller de l’avant ? Cette mentalité de bloquer les choses n’est pas acceptable dans la mesure que c’est une volonté populaire pour se diriger vers le changement.
VOLA FISOTROAN-DRONONO SY VOLAN-JAZA : Fanamby apetraky ny CNaPS mba hampiakatra izany
Fanamby apetraky ny CNaPS ny hampiakatra ny vola fisotroan-dronono sy ny volan-jaza raisin’ireo mpikambana ao aminy. Na izany aza anefa dia miankina amin’ny fanefan’ireo mpikambana ao aminy ny latsakemboka isam-bolana izany vina apetraka izany. Tanjon’ny CNaPS ny hampitombo ny tahiry ara-bolan’ny CNaPS, araka ny fanazavan’ny tale jeneralin’ny Tahirim-Pirenena momba ny Fiahina Sosialy na ny CNaPS, Rahaingonjatovo Vimbina.
KAOMININA TSIAFAJAVONA : Nampisitrahan'ny orinasa STAR fotodrafitrasa maro
Ny fitokanana ny tohodrano tany Ankiheniheny izay hitondra voka-tsoa ho an’ny mponina maherin’ny 23 000 isa ao amin’ny Kaominina Tsiafajavona no hetsika notontosain’ny orinasa STAR, ny 07 novambra 2025. Nasehon’ity orinasa ity tamin’ny alalan’ireo asa natao ho an’ny fanabeazana sy ny fambolena ary ny fanehoana firaisankina amin’ny mponina araka izany fa mifameno tsara ny fivoarana ara-toekarena sy ny fampandrosoana lovain-jafy.
FAMPANDROSOANA MAHARITRA ENY ANOSY AVARATRA SY AMBOHIBAO AVARATRA : Notohanana tamin'ny alalan'ny tetikasa FPMMF-Fpmmf Gasikara
Amin’ny alalan’ny Tetikasa FPMMF-Fpmmf Gasikara no nanatontosana ny fanohanana ny Fampandrosoana Maharitra eny Anosy Avaratra sy Ambohibao Avaratra izay eto amin’ny faritra Analamanga. Fampandrosoana maharitra izay niarahan’ny mpiara-miombon’antoka vahiny dia ny fikambanana FPMMF avy any Frantsa sy ny “Crédit Coopératif” ary ny Fpmmf-Gasikara. Nampifandray ny fanabeazana sy ny sakafo ary ny angovo maharitra ny Tetikasa FPMMF-Fpmmf Gasikara.
