Kianja azo hilalaovana taranjam-panatanjahatena marolafy toy ny baolina kitra, basket-ball, hand ball ary volley-ball izay vokatry ny fiaraha-miasa teo amin’ny Lycée Français de Tananarive ary ny Jeunes solidaires sy ireo Mpandraharaha sy Mpampianatra ary ireo Ray aman-drenin’ny Mpianatra eo anivon’ny CEG SOAMANANDRARINY no notokanana ny Alakamisy 13 Novambra.
Jour : 13 novembre 2025
KOMITY MIARO NY TOLONA : Tokony henjehina ireo tsimatimanota...
Ny Komity Miaro ny Tolona na ny KMT dia nanambara fa rehefa nanao ny tsy mety ny tsimatimanota dia tokony henjehin’ny fitsarana. Tsy tokony havela handositra any ampitan-dranomasina ireo fanetriben’ny tany noho izany. Tsy natao ho fialokalofan’ny olon-dratsy ny KMT.
En avant !
Qu’est-ce qu’on attend pour nettoyer les impuretés de la Jirama ? Sommes-nous incapables d’éliminer ceux qui nuisent à notre développement ? Nous savons pertinemment que ce sont les opérateurs étrangers Karana et Français qui tiennent les rênes de cette société d’Etat, mais nous sommes faibles de rétablir la situation à la normale.
BEN'NY TANÀNA RAMPARAOELINA RADO : Voafidy ho filohan'ny Fikambanan'ny ben'ny tanàna manerana ny Nosy
Lany ho filohan’ny Fikambanan’ny Ben’ny tanàna manerana ny Nosy ny Ben’ny tanànan’ny Kaominina Ampitatafika, distrikan’Atsimondrano, Faritra Analamanga, Ramparaoelina Rado. Notontosaina ny alarobia 12 novambra 2025, teny Mahamasina, ny fifidianana nandritry ny fihaonam-ben’ny Ben’ny tanàna rehetra manerana ny Nosy.
DINIKA AN-DATABATRA BORIBORY ARA-TOEKARENA ANDIANY FAHAVALO : Tsy tokony hatao fakana hetra fotsiny ihany ny sehatra tsy miankina
Ny andiany fahavalo tamin’ny dinika an-databatra boribory ara-toekarena teo amin’ny fitondram-panjakana sy ny mpiara-miombon’antoka ara-bola sy ara-tekinika ary ireo mpandraharaha amin’ny sehatra tsy miankina no hetsika notontosaina, teny Ambodivona, ny talata 11 novambra 2025.
