REFONDATION DE LA REPUBLIQUE : « Tout doit changer », selon Yves Razanamasy

Yves Razanamasy

Une Constitution pérenne pour servir le développement socioéconomique. C’est en gros  le souhait de nombreux observateurs de la vie nationale. Yves Razanamasy, consultant et expert en communication comportementale est parmi ces observateurs. Il a bien voulu nous faire part de ses impressions, lors d’un entretien à bâtons rompus, sur la marche actuelle des affaires nationales.

FANEVAM-PIRENENA : Mariky ny fananana fiandrianam-pirenena, mila hajaina sy omena Hasina...

Toy izao no niafaran'ilay fampiakarana ireo fanevam-pirenena miisa roa (Malagasy sy Frantsay) tetsy Avaradrano, tao amin'ny sekolim-panjakana iray. (Sary Lalasoa Razafindrakoto)

Akory ny hagagan’ny maro raha nahita ny fanevam-pirenena (Sainam-pirenena) Malagasy sy Frantsay niara-nifanosona tamin’ny tahon-tsaina iray. Rehefa tafakatra hatrany amin’ny tendron’ilay fitoeran’ny fanevam-pirenena izy roa ireto dia indro fa nitambatra ho iray. Nandritra ilay lanonana nitokanana foto-drafitrasa ara-panatanjahatena ho an’ny sekolim-panjakana teny Avaradrano no niseho ity tranga nahavalalanina ity.