SENDIKAN'NY MPIASAN'NY ORINASA "MADARAIL" : Hanatanteraka fitokonana

Sendikan'ny Mpiasan'ny MADARAIL

Manomboka ny 4 desambra hatramin’ny 6 desambra 2025 dia hanatanteraka fitokonana ihany koa ny sendikan’ny mpiasa ao amin’ny orinasa “Madarail”. Nametraka ny 72 ora izay fanajana ny lalàna momba izany fitokonana izany ny sendika. Anton’izao fitokonana izao ny fahatsapan’ireo mpiasa fa tsy mangarahara ny fitantanana ao amin’ity orinasa ity hatramin’ny nanaovana ny orinasa ho “mise en concession”.

Connerie !

Distribution de riz

Soyons sérieux. Est-ce vous avez bien vu ce que le Roi Rajoelina a fait pour le pays durant ses années de règne ? Acceptez-vous que Rajoelina et Ravatomanga sont complices ? Des bêtises et des conneries, détournements massifs au sein des institutions financières, trafics illicites d’or et de bois de rose pour rendre pauvres les citoyens.