Mitondra ny vintana Alakaosy i Madagasikara. Iray amin’ireo vintana mavesatra ny mitondra azy noho izy mahery koa mety hitarika olana misejo amin’ny sakana marolafy manao randra mitarika izay hahasarotra ny hahazoana ny fahombiazana amin’izay rehetra kasaina hatao raha toa tsy voafehy. Azo atao tsara, hoy, ny PRINTSY Andry Rodrigue ny manova ny vintana Alakaosy izay baben’ i Madagasikara.
Jour : 18 décembre 2025
FAMPIAKARAN-KETRA AMIN'NY LABIERA ETO MADAGASIKARA : Manomboka sahirana ireo tantsaha mpamboly "orge"
Miteraka fidiram-bola fanampiny, amin’ny vidiny ara-drariny. Manampy mialoha amin’ny fividianana zezika sy kojakoja fambolena. Misy fanaraha-maso sy fiofanana ataon’ny teknisianina “Malto” ary miantoka amin’ny fatiantoka raha sendra tsy mahomby ny vokatra ny fampifandimbiasana ny ”orge” amin’ny voly hafa.
