Des risques de dérapage profilent à l’horizon de cette nouvelle année qui approche. Des rumeurs et de la jalousie s’entremêlent avec la haine et la vengeance. Tout cela n’emmène à rien pour la Refondation de notre pays. Les relations humaines sont difficiles et délicates, les responsabilités sont entachées d’un retour de manivelle.
Jour : 29 décembre 2025
LEHIBEN'NY FARITRA ANALAMANGA MPISOLO TOERANA : "Madio izahay miditra eto ary madio ihany koa izahay mivoaka eto"
“Madio izahay miditra eto ary madio ihany koa izahay mivoaka eto. Hiroso amin’ny fanaovana fitsirihana ihany koa izahay. Hiady amin’ny kolikoly sy ny fanararaotam-pahefana. Hijoro amin’ny marina satria izay no nitolomana”
