"ASSOCIATION MUSULMAN AHAMADIYYA" ENY TONGARIVO : Nametra-panontaniana tamin'ny zava-nisy teny an-toerana

Association Musulman Ahamadiyya

“Iza no marina? Iza no mandainga? Ny taratasy nisy nametaka teo amin’ny tambohon’ny “Mosquée” dia lainga ary io taratasy io dia nisy nametaka teo amin’ny vavahadin’ny mpiara-monina ihany koa. Iza no nametaka io taratasy io tamin’ny andro alina?”. Niezaka ny “Association Musulman Ahamadiyya” niresaka tamin’ny tompon’andraiki-panjakana namantatra ny nanao io affiche” lainga io.”