Fampisehoana miisa roa no hatolotry ny “Louvto Company” amin’io volana martsa 2026 io, hatramin’izao. Voalohany amin’izany, ny fampiaraham-peon’ny mpanakanto miisa roa, i Denise sy i Shyn…
Jour : 24 février 2026
FB !
Croire à FB ? Nous ne sommes pas des imbéciles qui gobent tout. Il est temps de réfléchir à la raison d’être de ce réseau social, créateur de polémiques, de non-respect de la vie privée des gens, humiliations, mensonges, diffamations… Dans les autres pays, FB est une source d’infos, de discussions sérieuses, des découvertes scientifiques, des choses sérieuses pour le développement.
ORINASA MALAGASY : Hampifandraisina amin’izao tontolo izao amin’ny alalan’ny Fandaharanasa “STP”
Ny hampisandrahaka ireo orinasa malagasy amin’izao tontolo izao no tanjon’ny Fandaharanasa ” Stanford Seed Transformation Program- STP” avy amin’ny Oniversiten’i Stanford any Etazonia. Efa miparitaka aty amin’ny Kaontinanta Afrikanina sy Aziatika rahateo izany fa tsy mijanona any amin’ny Tandrefana fotsiny ihany.
