HETSIKY NY COLLECTIF DES CANDIDATS : Eny amin’ny Shell Ambohitrarahaba ny fotoana rahampitso

Hiainga eny amin’ny Shell Ambohitrarahaba amin’ny 11 ora ny diabe ny zoma 27 oktobra. Miantso ny Hery Velona rehetra ny Fiombonan’ny Kandida. Mitohy ny tolona !

Vous aimerez aussi