HETSIKY NY COLLECTIF DES CANDIDATS : Eny amin’ny tetezan’Ambohitrimanjaka ny fotoana anio

Hiainga eny amin’ny tetezan’Ambohitrimanjaka amin’ny 11 ora ny diabe anio. Miantso ny Hery Velona rehetra ny Fiombonan’ny Kandida. Tsy maintsy mandresy ny tolona !

Vous aimerez aussi