HETSIKY NY COLLECTIF DES CANDIDATS : Eny Ankatso ny fiaingana rahampitso Alarobia 11 oktobra 2023

Eny Ankatso amin’ny 11 ora no hiainga ny dia-be rahampitso. Miantso ny Hery Velona rehetra ny Fiombonan’ny Kandida. Mitohy ny tolona !

Vous aimerez aussi