FIARAHAMONIM-PIRENENA : Mitaky ny mangarahara momba ireo nosy kely any avaratr’i Madagasikara

Manan-danja sady ilaina ny fizaràna amin’ny vahoaka eran-tany ny zava-misy manodidina ireo nosy kely ao avaratr’i Madagasikara. Ny ao Nosy Sakatia moa izao dia LATABATRA BORIBORY (table ronde) eo amin’ny mponina sy ny mpahay lalàna samihafa hanampy azy amin’ny andaniny, ary ny orinasa Green Mada Land sy ny manam-pahefana mpanohana azy amin’ny ankilany, no dingana manaraka maika.

PDF Loading...

Vous aimerez aussi