Nametraka fehezam-bonikazo ho fafatsiarovana ny Hetsika May 72 teo amin’ny Lapan’ny tanàna ireo mpitolona tamin’izany. Ity hetsika ity dia noforon’Itompokolahy Willy Razafinjatovo, fantatry ny rehetra amin’ny anarana hoe “Olala”, izay mpanentana tamin’izany fotoana izany. Vitsy sisa no hita teny, na izany aza mitohy ny tolona hoy izy ireo. Ary tena nahazo tehaka mirefodrefotra izy ireo.

Pour mieux vous servir, l’AMP travaillera dans le respect de tout un chacun, dans la réalité des actualités et de ce qui nous entoure. L’objectivité sera notre mot d’ordre.