Misaona ny Hetsika 72, nidoam-pahoriana amin’izao fahalasan’i Zaka izao. Mpitolona mahafatra-po hatrany izy ary tsy nahafoy ny Hetsika hatramin’izao nahalasany izao.
Zaka dia mpanolo-tsaina, mahiratra ary mazoto teo amin’ny tolona ho an’ny Firenena.
Tonga namangy azy farany teny Antsobolo ireo namany mpiara-mitolona, nanao veloma azy.
Mankahery ny Fianakaviana, Mandria am-piadanana Zaka. Mitohy ny tolona!

Pour mieux vous servir, l’AMP travaillera dans le respect de tout un chacun, dans la réalité des actualités et de ce qui nous entoure. L’objectivité sera notre mot d’ordre.