MADAGASIKARA : Mitohy ny Tolona ho an’ny Fahaleovan-tena sy ny Fiandrianam-pirenena eo amin’ny Tany

Lahatsoratra nivoaka tao amin’ny AVP – Les autres voix de la planète, Dette et Souveraineté alimentaire, CADTM, 2024, pejy 42-45.

« Madagasikara dia Nosy lehibe mirefy 587 000 km2, mitovy velarana amin’i Frantsa sy ny Benelux mitambatra. Firenena manan-karena amin’ny zava-manan’aina sy harena an-kibon’ny tany ahitana akora mineraly sarobidy sy vato soa. Saingy ny vinan’ireo mpitondra nifandimby sy ny politikam-panjakana nampiharina vao mainka mampitombo ny fahantran’ny mponina mi-isa 28 tapitrisa. Amin’izao fotoana izao, Madagasikara dia laharana faha-3 aorian’i Syria sy Soudan Atsimo “ao anatin’ireo firenena manana tahan’ny fahantrana ambony indrindra eto an-tany”. »

PDF Loading...

Vous aimerez aussi