MISAONA NY TARIKA REBIKA : Lasa i Rampal

Midom-pahoriana ny tarika Rebika nohon’ny fahalasan’i Rampal, mpihira sy mpamorina, ankafizin’ny maro.

Teny amin’ny Kianja mitafo Ankorondrano no andrasana ny razana, ary mpiantsehatra maro no tonga teny nanome voninahitra azy farany.

Efa tsy salama i Rampal nandritry ny fotoana maro, izao nindaosin’ny fahafatesana izao. Ny olona mandalo, fa ny kanto napetrany mitoetra.

Mandria am-piadanana Rampal. Ny AMP dia mankahery ny fianakaviana sy ny ankohonany rehetra.

Vous aimerez aussi