Tsy ekena intsony ny fanararaotana ny fahosan’ny mponina an’ireo mampiasa hery ahazoana tany sy manondrana harena an-kibon’ny tany any ivelany izay arovan’ny mpitondra.
Izay no hijoroan’ny Fikambanana FIMA. Toy izao ny fanambarana natao androany teny Andravoahangy Ambony.

Pour mieux vous servir, l’AMP travaillera dans le respect de tout un chacun, dans la réalité des actualités et de ce qui nous entoure. L’objectivité sera notre mot d’ordre.