Nodimandry i Ranjivason Jean Théodore, mpampianatra mpikaroka teny amin’ny Oniversiten’Antananarivo, tao amin’ny Fakiolten’ny Teny aman-tsoratra ary ny Siantsan’ny maha olona. Fantatra tamin’ny sehatra politika ary efa nitazona andraikitra maro toy ny minisitry ny tanora sy ny fanatanjahantena, CST izy.
Izahay eto amin’ny Agence Malagasy de Presse dia mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviany.

Pour mieux vous servir, l’AMP travaillera dans le respect de tout un chacun, dans la réalité des actualités et de ce qui nous entoure. L’objectivité sera notre mot d’ordre.