Nandritra ny filankevitry ny ministra izay natao omaly sabotsy 21 martsa 2020, dia nanapa-kevitra ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina, rehefa avy naka ny hevitr’ireo filohan’andrim-panjakana hafa, fa hampiharina eto Madagasikara ny « Fahamehana ara-pahasalamana » (état d’urgence sanitaire), nanomboka omaly ihany.
Toy izao ny didim-panjakana mirakitra izany fanapahan-kevitra izany.

Pour mieux vous servir, l’AMP travaillera dans le respect de tout un chacun, dans la réalité des actualités et de ce qui nous entoure. L’objectivité sera notre mot d’ordre.




