Mohamed Alabbar, mpandraharaha Emirati, dia naneho ny fahalianany hampiasa vola amin’ny sehatry ny fizahan-tany, fambolena, angovo ary fotodrafitrasa, indrindra ny làlana, nandritra ny fitsidihany an’i Madagasikara tamin’ny volana Oktobra 2024, amin’ny alalan’ny iray amin’ireo orinasany, Emaar Properties na Eagle Hills. Araka ny vaovao farany dia liana manokana izy amin’ny Nosy Sainte-Marie sy Nosy Iranja. Fa i Nosy Mitsio no nosy voalohany hanaovana « fifanarahana » eo amin’ny Filohan’ny Repoblika sy ity mpandraharaha malaza ity.
PDF Loading...

Pour mieux vous servir, l’AMP travaillera dans le respect de tout un chacun, dans la réalité des actualités et de ce qui nous entoure. L’objectivité sera notre mot d’ordre.