Taorian’ny fanambaràn’ny fitondrana foibe momba ny raharaha Sakatia, ny Collectif TANY, izay nanohana ny mponina nandritra ny taona maro manoloana ny tetikasan’ny Green Mada Land, dia manangana fanontaniana lehibe momba ny zon’ny Malagasy amin’ny taniny sy ny fomba fijerin’ireo tompon’andraikitra nifandimby.
PDF Loading...

Pour mieux vous servir, l’AMP travaillera dans le respect de tout un chacun, dans la réalité des actualités et de ce qui nous entoure. L’objectivité sera notre mot d’ordre.