TOAMASINA : Tsy fandriampahalemana ao Toamasina

Voasambotrin’ny zandary mpanao fisafohana eny amin’ny lalam-pirenena faharoa tamin’ny alatsinainy 8 jona teo ireo jiolahy rain-dahiny. Izy ireo dia mpanafika sy mpamaky fiara mpitondra kaontenera, sy mpangalatra ny entana eny ambony Taxi-brousse. Rehefa mandalo lalan-dratsy ireo fiara mandalo, dia amin’ireny no anararaotan’ireto farany izany asa ratsy izany.

Anisan’ny fataon’ireto jiolahy roa ireto ihany koa ny fampihorohorona ny vahoaka eny Fanandrahana sy ny manodidina.

Vous aimerez aussi