Le Musée de la Photo à Anjohy ouvrira gracieusement ses portes au public ce dimanche. Ce sera une occasion de connaître le lieu, symbole de l’histoire de Madagascar.
Jour : 17 mai 2025
ANDRON’NY SEHA-PAMOKARANA ETO AN-TOERANA : “Vita malagasy, tiako ka arovako” no teny filamatra
Ny Andron’ny seha-pamokarana eto an-toerana na ny « Journées des Branches de Production Nationales » no hetsika tontosain’ny Fahefam-pirenena miandraikitra ny fepetra fanitsiana ara-barotra na ny « Autorité Nationale chargée des Mesures Correctives Commerciales » (ANMCC), eny amin’ny Kianja Barea Mahamasina. Hetsika izay nanomboka ny 16 ka hifarana ny 18 may 2025. Hetsika izay entina hampahafantarana ireo vokatra vita Malagasy…