Skip to content
6 septembre 2025
Agence Malagasy de Presse
  • À la Une
  • Éditorial
  • Politique
    • Lettres des lecteurs
  • Économie
  • Social
  • Samihafa
  • Dossiers
  • Sport
  • Culture
    • Divertissement
  • Afrique
    • Flux RSS
  • International
  • Vidéos
  • Brèves

Jour : 6 septembre 2025

“EBM INSTITUTE” : Manofana ireo mpianatra eo amin’ny sehatry ny fandraharahana

6 septembre 2025 Faniry
EBM Institute

Ny hanofana ireo tanora mpianatra ho lasa mpandraharaha sy ho lasa mpitantana orinasa no antom-pijoroan’ny Oniversite tsy miankina “EBM Institute”. Oniversite tsy miankina izay manana Lalam-piofanana miisa telo dia ny “Transit et Doaune” sy ny “Gestion et Administration d’Entreprises” ary ny “Droit et Techniques des Affaires”.

Samihafa 

MPANAKANTO “J. ANDRIAMANANTENA” : Oloben’ny Mozika malagasy

6 septembre 20256 septembre 2025 Lalasoa R.
Jean Andriamanantena

Jean Andriamanantena no tena anarany. Tany amin’ny Taona 1961 ny lehilahy no efa nikirakira ny Hira sy ny Mozika noho izy efa anisan’ireo nandrafitra ny Tarika Ravinala. Ity farany izay azo ambara fa efa nitondra avo ny fanevan’ny mozika malagasy hatrany Dilambato.

Samihafa 

ORINASA AGRISEM NANISANA : Misehatra amin’ny fampiroboroboana ny tontolon’ny fambolena

6 septembre 20256 septembre 2025 Lalasoa R.
Ampahany amin'ireo vokatra masomboly ao amin'ny Orinasa "Agrisem Nanisana.

Ho fanampiana ireo Tantsaha sy ho fanabeazam-boho ary ho fanatsarana ny kalitaon’ny  asa fambolena no nanosika ny Orinasa Agrisem Nanisana hisehatra amin’ny fivarotana masomboly voafantina sy tsara kalitao noho izy ireo efa voatily teny anivon’ny laboratoira sy azo tahirizina anatin’ny fotoana maharitra.

Samihafa 

“UNIVERSITE PRIVEE D’AMBOHIDRATRIMO” : Manome torolalana hatrany ireo tanora mpianatra ao aminy

6 septembre 20256 septembre 2025 Faniry
Université Privée d'Ambohidratrimo

Nandritry ny telo taona nijoroan’ny Oniversite tsy miankina “Université Privée d’Ambohidratrimo” na ny “UPA” eny Ambohidratrimo dia tsy nitsahatra nikaroka hatrany izay mahasoa ny Oniversite sy ireo mandranto fahaizana amam-pahalalana ao aminy ireo tompon’andraikitry ny Oniversite.

Samihafa 
publicité Le concept de la foire en ligne

Publiés récemment

  • EBM Institute
    6 septembre 2025 Faniry

    “EBM INSTITUTE” : Manofana ireo mpianatra eo amin’ny sehatry ny fandraharahana

    Ny hanofana ireo tanora mpianatra ho lasa mpandraharaha sy ho lasa mpitantana orinasa no antom-pijoroan'ny Oniversite...
    Samihafa 
  • Jean Andriamanantena
    6 septembre 2025 Lalasoa R.

    MPANAKANTO “J. ANDRIAMANANTENA” : Oloben’ny Mozika malagasy

    Jean Andriamanantena no tena anarany. Tany amin'ny Taona 1961 ny lehilahy no efa nikirakira ny Hira...
    Samihafa 
  • Ampahany amin'ireo vokatra masomboly ao amin'ny Orinasa "Agrisem Nanisana.
    6 septembre 2025 Lalasoa R.

    ORINASA AGRISEM NANISANA : Misehatra amin’ny fampiroboroboana ny tontolon’ny fambolena

    Ho fanampiana ireo Tantsaha sy ho fanabeazam-boho ary ho fanatsarana ny kalitaon'ny  asa fambolena no nanosika...
    Samihafa 

Social

  • NOSY SAKATIA : PV de l’AG de l’association ANJAVA-SAKATIA

    31 août 2025 La rédaction

    NOSY SAKATIA : PV de l’AG de l’association ANJAVA-SAKATIA

    Social 
  • 24 août 2025 La rédaction

    BASE TOLIARA : Création d’une milice pour faire taire l’opposition au projet minier

    À Madagascar, la contestation contre le projet minier Base Toliara prend une tournure inquiétante. Alors que...
    Social 
  • 11 août 2025 La rédaction

    Appel de la Coalition des Organisations de la société civile de la région DIANA : NOSY SAKATIA : LAISSEZ AUX HABITANTS LEUR ILE HERITEE DE LEURS ANCETRES !

    L'annulation du bail emphytéotique sur un terrain de l'île de Sakatia a été publiée au Journal...
    Social 
  • Sécheresse Sud Madagascar
    1 août 2025 La rédaction

    AMNESTY INTERNATIONAL : Les autorités n’ont pas protégé ni aidé les Antandroy déplacé·e·s du fait des sécheresses aggravées par le changement climatique

    Les autorités malgaches n’ont pas protégé ni aidé les milliers d’Antandroy qui n’ont pas eu d’autre...
    Politique Social 

Economie

  • 3 septembre 2025 La rédaction

    Terres rares

    Un article de "Investing.com" le 28 08 05 parle de l'exploitation des Terres rares à Ampasindava. Nous le publions intégralement afin de donner des éclaircissements. Nous tenons à remercier, "Investing.com".
    Economie 
  • Commission économique pour l’Afrique
    30 juillet 2025 La rédaction

    COMMISSION ÉCONOMIQUE POUR L’AFRIQUE : Les examens des ODD contribuent à intégrer les jeunes et les communautés dans le processus d’élaboration des politiques

    Les examens des politiques et des progrès réalisés dans le cadre des objectifs de développement durable...
    Economie 
  • Iran Madagascar Boeing
    24 juillet 2025 La rédaction

    Imbroglio aérien

    On se demande si la flotte aérienne de Madagascar a projete l'achat des aéronefs. En attendant...
    Economie 
  • Taxe de solidarité sur l’aviation
    10 juillet 2025 La rédaction

    TAXE DE SOLIDARITÉ SUR L’AVIATION : L’IATA tire la sonnette d’alarme

    L’Association du transport aérien international (IATA) dénonce fermement la proposition du Groupe de travail sur les...
    Economie